Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Ezra 3:3 - Baiboly Katolika

Naoriny teo amin’ilay niorenany taloha ihany ny ôtely fa raiki-tahotra mafy teo anatrehan’ny vahoakan’ny tany izy ireo, ka nanatitra sorona dorana ho an’i Iaveh teo, dia ny sorona dorana marain-tsy hariva.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Naoriny teo amin’ilay efa niorenany taloha ihany ny alitara satria natahotra ny tompon-tany izy, avy eo dia nanolotra fanatitra dorana manontolo teo amboniny ho an’NY TOMPO izy, dia ny fanatitra dorana manontolo marain-tsy hariva.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Na dia nampahatahotra azy aza ireo valovotaka tao Joda, dia naorin’ny Israelita teo amin’ny toerany taloha ihany ny alitara; ary teo amboniny no nanolorany sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO, dia ireo sorona fanao maraina sy hariva.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Na dia nampahatahotra azy aza ireo valovotaka tao Joda, dia naorin’ny Israelita teo amin’ny toerany taloha ihany ny alitara; ary teo amboniny no nanolorany sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO, dia ireo sorona fanao maraina sy hariva.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Dia naoriny teo amin’ilay efa niorenany ihany ny alitara, satria natahotra ny tompon-tany izy, ary nanatitra fanatitra dorana teo amboniny ho an’i Jehovah izy, dia ny fanatitra dorana marain-tsy hariva.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dia naoriny teo amin'ilay efa niorenany ihany ny alitara, satria natahotra ny tompon-tany izy, ary nanatitra fanatitra dorana teo amboniny ho an'i Jehovah izy, dia ny fanatitra dorana marain-tsy hariva.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Naoriny teo amin’ilay efa niorenany taloha ihany ny alitara satria natahotra ny tompon-tany izy, avy eo dia nanolotra fanatitra dorana manontolo teo amboniny ho an’NY TOMPO izy, dia ny fanatitra dorana manontolo marain-tsy hariva.

Jereo ny toko



Ezra 3:3
11 Rohy Ifampitohizana  

mba hanolotra sorona dorana tsy tapaka, maraina sy hariva, amin’i Iaveh, eo anoloan’ny ôtely fanaovan-tsorona dorana, sy hanao izay rehetra voasoratra ao amin’ny lalàn’i Iaveh izay nandidiany an’i Israely.


Nanao ôtely varahina anìdina i Salômôna, roapolo hakiho ny halavany, roapolo hakiho ny sakany, ary folo hakiho ny haavony.


Tamin’izay, ny tompon-tany dia nanao izay hampiraviravy tanana ny vahoakan’i Jodà, nampatahotahotra azy amin’ny asany.


sy nilazany hoe: Raiso ireto fanaka ireto, ka mandehana apetraho ao amin’ny tempoly any Jerosalema, ary aoka hatsangana eo amin’izay niorenany ny tranon’Andriamanitra.


Roa ambinin’ny folo hakiho, ny lavan’ny Ariela; 12 hakiho koa ny sakany; efa-joro sokera tsara izy.