2Tantara 4:1 - Baiboly Katolika1 Nanao ôtely varahina anìdina i Salômôna, roapolo hakiho ny halavany, roapolo hakiho ny sakany, ary folo hakiho ny haavony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Nanorina alitara varahina izy: Roapolo hakiho ny lavany, roapolo hakiho koa ny sakany, ary folo hakiho ny haavony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Dia nataon’i Horama koa ny alitara halimo efamira, izay folo metatra ny lafiny ary dimy metatra ny haavony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Dia nataon’i Horama koa ny alitara halimo efamira, izay folo metatra ny lafiny ary dimy metatra ny haavony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 Ary nanao alitara varahina izy: roa-polo hakiho ny lavany, roa-polo hakiho koa ny sakany, ary folo hakiho ny hahavony. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary nanao alitara varahina izy: roa-polo hakiho ny lavany, roa-polo hakiho koa ny sakany, ary folo hakiho ny hahavony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Nanorina alitara varahina izy: Roapolo hakiho ny lavany, roapolo hakiho koa ny sakany, ary folo hakiho ny haavony. Jereo ny toko |
Nohamasinin’ny mpanjaka androtr’izay ihany ny afovoan’ny kianja eo anoloan’ny tranon’i Iaveh, fa teo no nanolorany ny sorona dorana, sy ny fanatitra ary ny saboran’ny sorom-pihavanana; satria kely loatra ny ôtely varahina eo anoloan’i Iaveh, ka tsy omby ny sorona dorana sy ny fanatitra ary ny saboran’ny sorom-pihavanana.
Nony nandre izany teny izany, dia ny faminanian’i Obeda mpaminany, i Asà, dia nihenjana, ka nesoriny avokoa ny fahavetavetana rehetra tamin’ny tanin’i Jodà sy i Benjamina ary ny tanàna azony tany amin’ny tendrombohitr’i Efraima, sady nohavaoziny ny ôtelin’i Iaveh teo anoloan’ny alo-baravaran’i Iaveh.