Eksodosy 8:27 - Baiboly Katolika
ary notanterahin’i Iaveh ny tenin’i Môizy ka dia niala tamin’i Faraôna sy ny mpanompony ary ny vahoakany ny lali-be ka tsy nisy tavela, na dia iray aza.
Jereo ny toko
Ary NY TOMPO nanatanteraka izany araka ny tenin’i Mosesy, dia nampiala ny fihitra rehetra tamin’i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany ka tsy nisy niangana na dia iray akory aza ireny.
Jereo ny toko
Nataon’ny TOMPO izay nangatahin’i Mosesy taminy: nesoriny ny fihitra, ka tsy nisy fihitra tavela intsony na iray aza.
Jereo ny toko
Nataon’ny TOMPO izay nangatahin’i Mosesy taminy: nesoriny ny fihitra, ka tsy nisy fihitra tavela intsony na iray aza.
Jereo ny toko
Ary Jehovah dia nanao araka ny tenin’i Mosesy ka nampiala ny lalitra betsaka tamin’i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany, ka tsy nisy niangana ireny na dia iray akory aza.
Jereo ny toko
Ary Jehovah dia nanao araka ny tenin'i Mosesy ka nampiala ny lalitra betsaka tamin'i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany, ka tsy nisy niangana ireny na dia iray akory aza.