Eksodosy 7:3 - Baiboly Katolika
Ary Izaho hanamafy ny fon’i Faraôna, sy hampitombo ny famantarako amam-pahagagako amin’ny tany Ejipta.
Jereo ny toko
Ary Izaho hanamafy ny fon’i Farao ka hanamaro ny famantarana sy ny fahagagana izay hataoko eto amin’ny tany Ejipta.
Jereo ny toko
Izaho anefa hanamafy fo ny Farao; ka na dia maro aza ireo famantarana sy zava-mahagaga izay hataoko ao amin’ny taniny,
Jereo ny toko
Izaho anefa hanamafy fo ny Farao; ka na dia maro aza ireo famantarana sy zava-mahagaga izay hataoko ao amin’ny taniny,
Jereo ny toko
Ary Izaho hanamafy ny fon’i Farao sy hanamaro ny famantarana sy ny fahagagana izay hataoko eto amin’ny tany Egypta.
Jereo ny toko
Ary Izaho hanamafy ny fon'i Farao sy hanamaro ny famantarana sy ny fahagagana izay hataoko eto amin'ny tany Egypta.
Jereo ny toko
Ary Izaho hanamafy ny fon’i Farao ka hanamaro ny famantarana sy ny fahagagana izay hataoko eto amin’ny tany Ejipta.
Jereo ny toko