Eksodosy 37:21 - Baiboly Katolika
bokony iray teo ambanin’ny rantsany roa voalohany, misampana avy amin’ny fanaovan-jiro; bokony iray teo amin’ny rantsany roa manarakaraka avy amin’ny fanaovan-jiro; ary bokony iray teo ambanin’ny rantsany roa farany avy amin’ny fanaovan-jiro, araka ny rantsany enina misampana avy amin’ny fanaovan-jiro.
Jereo ny toko
dia bokony iray no eo ambanin’ny rantsany roa sady miray aminy, ary bokony iray no eo ambanin’ny rantsany roa sady miray aminy, ary bokony iray no eo ambanin’ny rantsany roa koa sady miray aminy; amin’ny rantsany enina izay miray amin’ny fitoeran-jiro izany.
Jereo ny toko
Ary teo ambanin’ny rantsana enina izay niainga avy amin’ny tahobeny dia nisy boko iray isaky ny rantsana tsiroaroa.
Jereo ny toko
Ary teo ambanin’ny rantsana enina izay niainga avy amin’ny tahobeny dia nisy boko iray isaky ny rantsana tsiroaroa.
Jereo ny toko
dia kiboriny iray eo ambanin’ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray eo ambanin’ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray eo ambanin’ny sampany roa koa sady miray aminy; dia amin’ny sampany enina izay miray amin’ny fanaovan-jiro.
Jereo ny toko
dia kiboriny iray eo ambanin'ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray eo ambanin'ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray eo ambanin'ny sampany roa koa sady miray aminy; dia amin'ny sampany enina izay miray amin'ny fanaovan-jiro.