Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 37:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Ary teo ambanin’ny rantsana enina izay niainga avy amin’ny tahobeny dia nisy boko iray isaky ny rantsana tsiroaroa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 dia bokony iray no eo ambanin’ny rantsany roa sady miray aminy, ary bokony iray no eo ambanin’ny rantsany roa sady miray aminy, ary bokony iray no eo ambanin’ny rantsany roa koa sady miray aminy; amin’ny rantsany enina izay miray amin’ny fitoeran-jiro izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Ary teo ambanin’ny rantsana enina izay niainga avy amin’ny tahobeny dia nisy boko iray isaky ny rantsana tsiroaroa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 bokony iray teo ambanin’ny rantsany roa voalohany, misampana avy amin’ny fanaovan-jiro; bokony iray teo amin’ny rantsany roa manarakaraka avy amin’ny fanaovan-jiro; ary bokony iray teo ambanin’ny rantsany roa farany avy amin’ny fanaovan-jiro, araka ny rantsany enina misampana avy amin’ny fanaovan-jiro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 dia kiboriny iray eo ambanin’ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray eo ambanin’ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray eo ambanin’ny sampany roa koa sady miray aminy; dia amin’ny sampany enina izay miray amin’ny fanaovan-jiro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 dia kiboriny iray eo ambanin'ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray eo ambanin'ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray eo ambanin'ny sampany roa koa sady miray aminy; dia amin'ny sampany enina izay miray amin'ny fanaovan-jiro.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 dia bokony iray no eo ambanin’ny rantsany roa sady miray aminy, ary bokony iray no eo ambanin’ny rantsany roa sady miray aminy, ary bokony iray no eo ambanin’ny rantsany roa koa sady miray aminy; amin’ny rantsany enina izay miray amin’ny fitoeran-jiro izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 37:21
4 Rohy Ifampitohizana  

Isaky ny rantsana tsirairay dia hisy felam-boninkazo telo miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny.


Ary eo ambanin’ny rantsana enina izay miainga avy amin’ny tahobeny dia hisy boko iray isaky ny rantsana tsiroaroa.


Teo amin’ilay tahobeny kosa dia nisy felam-boninkazo efatra miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny.


Nitambatra ho iray ihany tamin’ny sisa rehetra ny boko sy ny rantsana, ary samy volamena madio avokoa izy rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra