Eksodosy 37:20 - Baiboly Katolika20 Teo amin’ny tahon’ny fanaovan-jiro nisy ravim-boniny efatra miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Teo amin’ny fitoeran-jiro dia nisy foto-boniny efatra natao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Teo amin’ilay tahobeny kosa dia nisy felam-boninkazo efatra miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Teo amin’ilay tahobeny kosa dia nisy felam-boninkazo efatra miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary teo amin’ny fanaovan-jiro dia nisy vodi-voniny efatra natao tahaka ny vonin’ny amygdala, mbamin’ny kiboriny sy ny voniny, Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary teo amin'ny fanaovan-jiro dia nisy vodi-voniny efatra natao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Teo amin’ny fitoeran-jiro dia nisy foto-boniny efatra natao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny, Jereo ny toko |
bokony iray teo ambanin’ny rantsany roa voalohany, misampana avy amin’ny fanaovan-jiro; bokony iray teo amin’ny rantsany roa manarakaraka avy amin’ny fanaovan-jiro; ary bokony iray teo ambanin’ny rantsany roa farany avy amin’ny fanaovan-jiro, araka ny rantsany enina misampana avy amin’ny fanaovan-jiro.