Eksodosy 37:19 - Baiboly Katolika19 Ka ny rantsany voalohany nisy ravim-boniny telo miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny; ny rantsany faharoa nisy ravim-boniny telo miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny; dia nisy toy izany avokoa ny rantsany enina misampana avy amin’ny fanaovan-jiro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 teo amin’ny rantsany iray dia nisy foto-boniny telo natao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny; teo amin’ny sampany iray koa dia nisy foto-boniny telo natao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny; dia toy izany avokoa tamin’ny rantsany enina tamin’ny fitoeran-jiro. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Isaky ny rantsana tsirairay dia nisy felam-boninkazo telo miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Isaky ny rantsana tsirairay dia nisy felam-boninkazo telo miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 teo amin’ny sampany anankiray nisy vodi-voniny telo natao tahaka ny vonin’ny amygdala, mbamin’ny kiboriny sy ny voniny; ary teo amin’ny sampany anankiray koa nisy vodi-voniny telo natao tahaka ny vonin’ny amygdala, mbamin’ny kiboriny sy ny voniny; dia toy izany avokoa tamin’ny sampany enina tamin’ny fanaovan-jiro. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 teo amin'ny sampany anankiray nisy vodi-voniny telo natao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny; ary teo amin'ny sampany anankiray koa nisy vodi-voniny telo natao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny; dia toy izany avokoa tamin'ny sampany enina tamin'ny fanaovan-jiro. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 teo amin’ny rantsany iray dia nisy foto-boniny telo natao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny; teo amin’ny sampany iray koa dia nisy foto-boniny telo natao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny; dia toy izany avokoa tamin’ny rantsany enina tamin’ny fitoeran-jiro. Jereo ny toko |