Eksodosy 34:26 - Baiboly Katolika
«Atero ao an-tranon’i Iaveh Andriamanitrao ny santatry ny voaloham-bokatry ny taninao.» «Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.»
Jereo ny toko
Ny santatra amin’ny voaloham-bokatry ny taninao dia haterinao ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO Andriamanitrao. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
Jereo ny toko
Haterinareo ao an-tranoko ny santa-bokatry ny taninareo satria Izaho no TOMPO Andriamanitrareo; nefa aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.»
Jereo ny toko
Haterinareo ao an-tranoko ny santa-bokatry ny taninareo satria Izaho no TOMPO Andriamanitrareo; nefa aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.»
Jereo ny toko
Ny santatra amin’ny voaloham-bokatry ny taninao dia haterinao ho ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrao. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
Jereo ny toko
Ny santatra amin'ny voaloham-bokatry ny taninao dia haterinao ho ao an-tranon'i Jehovah Andriamanitrao. Aza mahandro zanak'osy amin'ny rononon-dreniny.
Jereo ny toko
Ny santatra amin’ny voaloham-bokatry ny taninao dia haterinao ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO Andriamanitrao. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
Jereo ny toko