Hoy ny navaliny: «Nandre ny feonao tao anaty saha aho, ka natahotra, fa mitanjaka, ka dia niery aho.»
Eksodosy 32:25 - Baiboly Katolika Dia hitan’i Môizy fa nanarana tsy voafehy intsony ny vahoaka satria nampanaranin’i Aarôna tsy voafehiny, ka efa namela azy ho zary fihomehezan’ny fahavalony izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa hitan’i Mosesy fa navela hanaram-po amin’izay tsy mety ny olona, satria navelan’i Arona ho fanakoran’ny fahavalony izy, DIEM PROTESTANTA Tsapan’i Mosesy tamin’izay fa navelan’i Aharôna hanao izay tiany hatao ny vahoaka, sady navelany hataon’ny fahavalony ho fihomehezana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tsapan’i Mosesy tamin’izay fa navelan’i Aharôna hanao izay tiany hatao ny vahoaka, sady navelany hataon’ny fahavalony ho fihomehezana. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa hitan’i Mosesy fa natondraka hanaram-po amin’izay tsy mety ny olona, satria efa natondrak’i Arona ho fanakorana eo amin’ny fahavalony izy, Malagasy Bible Ary rehefa hitan'i Mosesy fa natondraka hanaram-po amin'izay tsy mety ny olona, satria efa natondrak'i Arona ho fanakorana eo amin'ny fahavalony izy, La Bible en Malgache Rehefa hitan’i Mosesy fa navela hanaram-po amin’izay tsy mety ny olona, satria navelan’i Arona ho fanakoran’ny fahavalony izy, |
Hoy ny navaliny: «Nandre ny feonao tao anaty saha aho, ka natahotra, fa mitanjaka, ka dia niery aho.»
Dia nandinidinika ny mpanjaka, ka nanao zanak’omby volamena roa ary nilaza tamin’ny vahoaka hoe: «Efa ela niakarana tany Jerosalema ianareo, ry Israely, ity no andriamanitrao, izay nitondra anao niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta.»
Hanolotra an’i Israely izy noho ny fahotan’i Jerôbôama, izay nataon’ny tenany sy izay nampanaoviny an’i Israely.»
Satria naetrin’i Iaveh i Jodà, noho ny amin’i Akaza mpanjakan’i Israely izay nampitombo ny fitondran-tena ratsy teo amin’i Jodà sy nanao heloka tamin’i Iaveh.
Ka dia nijanona teo am-bavahadin’ny toby i Môizy, nanao hoe: «Mbà tonga atỳ amiko izay momba an’i Iaveh.» Ary ny zanak’i Levì rehetra nivory nankeo aminy. Ka hoy izy tamin’ireo:
Rehefa tsy misy fahitana intsony tsy misy mahafehy ny vahoaka. Sambatra izay mitandrina ny lalàna.
Aoka hiharihary ny fitanjahanao, aoka ho hita ny fahamenaranao! Fa hamaly faty Aho, ka tsy misy olona hananako antra. -
Ka ry zareo lehibe no halehako, ireo no hitenenako; Fa ireo no mahalala ny lalan’i Iaveh, sy ny lalàn’ny Andriamaniny...» Kanjo ireo koa, samy efa nanapaka jioga sy nanito fatorana avokoa!
mba hahatsiaro sy ho menatra ary tsy hiloa-bava intsony noho ny henatra ianao, rehefa avy izay hanaovako fanonerana ho anao, noho ny nataonao rehetra, - teny marin’ny Tompo Iaveh.
Mandalova mitanjaka amin-kenatra, ry ikala mponina ao Safira! Tsy mivoaka ikala mponina ao Tsoanàna; ny fisaonan’ny ao Bet-Hatsely no tsy ahazoanareo mialoka eo.
Inona àry no vokatra azonareo tamin’izay? Vokatra mahamenatra anareo fe ankehitriny, fa fahafatesana no iafarany.
Tezitra mafy tamin’i Aarôna koa i Iaveh, ka efa saika hataony levona izy; ary nifona ho an’i Aarôna koa aho tamin’izany andro izany.
Indro, avy toy ny mpangalatra Aho. Sambatra izay miambina sy mitana ny fitafiany, fandrao mandeha miboridana izy ka ho hita ny fahamenarany. -