ny fanamiana fitondra raha manao fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina, ny fanamiana masina ho an’i Aarôna mpisorona sy ny fanamian’ireo zanany fitondrany raha manao raharaham-pisoronana.»
Eksodosy 31:10 - Baiboly Katolika ny fanamiana amin’ny fombam-pivavahana, ny fanamiana masina ho an’i Aarôna mpisorona, ny fanamiana ho an’ny zanany, amin’ny raharaha-mpisorona, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fitafiana fitondra amin’ny fanompoana sy ny fitafiana masina ho an’i Arona mpisorona sy ny fitafian’ireo zanany hoentiny manao fisoronana, DIEM PROTESTANTA ny lamba fandrakofana ny fanaka, ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny lamba fandrakofana ny fanaka, ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany, Baiboly Protestanta Malagasy ary ny fitafiana makarakara sy ny fitafiana masina ho an’i Arona mpisorona sy ny fitafian’ny zanany ho entiny misorona, Malagasy Bible ary ny fitafiana makarakara sy ny fitafiana masina ho an'i Arona mpisorona sy ny fitafian'ny zanany ho entiny misorona, La Bible en Malgache ny fitafiana fitondra amin’ny fanompoana sy ny fitafiana masina ho an’i Arona mpisorona sy ny fitafian’ireo zanany hoentiny manao fisoronana, |
ny fanamiana fitondra raha manao fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina, ny fanamiana masina ho an’i Aarôna mpisorona sy ny fanamian’ireo zanany fitondrany raha manao raharaham-pisoronana.»
Nasain’i Môizy nanatona koa ireo zanak’i Aarôna dia nampiakanjoiny ny tonîka, nohetràny fehikibo, ary nafatony teo amin’ny mitra, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.