«Hanao hazo fisaka koa ianao hatao amin’ny Fonenana, hazo fisaka amin’ny akasià dia hatsangana izany.
Eksodosy 26:22 - Baiboly Katolika Hanao hazo fisaka enina ianao hatao amin’ny faran’ny Fonenana amin’ny lafiny andrefana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny lafiny andrefana amin’ny tabernakely, izay ao aorianany, dia hanaovanao hazofisaka enina. DIEM PROTESTANTA Ho an’ny lafiny andrefana izay eo ivohon’ny fonena-masina dia hazo fisaka enina no hatao, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ho an’ny lafiny andrefana izay eo ivohon’ny fonena-masina dia hazo fisaka enina no hatao, Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny lafiny andrefana amin’ny tabernakely, izay ao ivohony, dia hanaovanao zanakazo enina. Malagasy Bible Ary ny lafiny andrefana amin'ny tabernakely, izay ao ivohony, dia hanaovanao zana-kazo enina. La Bible en Malgache Ary ny lafiny andrefana amin’ny tabernakely, izay ao aorianany, dia hanaovanao hazofisaka enina. |
«Hanao hazo fisaka koa ianao hatao amin’ny Fonenana, hazo fisaka amin’ny akasià dia hatsangana izany.
mbamin’ny faladia volafotsy efapolo; faladia roa ambanin’ny hazo fisaka tsirairay avy.