Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:21 - Baiboly Katolika

21 mbamin’ny faladia volafotsy efapolo; faladia roa ambanin’ny hazo fisaka tsirairay avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Manaova faladia volafotsy efapolo, faladia roa avy ho ambanin’ny hazofisaka tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

21 miaraka amin’ny faladia volafotsy efapolo; ka faladiany roa avy isaky ny hazo fisaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 miaraka amin’ny faladia volafotsy efapolo; ka faladiany roa avy isaky ny hazo fisaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary manaova faladiany volafotsy efa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin’ny isan-janakazo iray.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary manaova faladiany volafotsy efa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo iray.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Manaova faladia volafotsy efapolo, faladia roa avy ho ambanin’ny hazofisaka tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:21
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny lafiny anankiray amin’ny Fonenana dia ny lafiny avaratra, hanaovanao hazo fisaka roapolo koa,


Hanao hazo fisaka enina ianao hatao amin’ny faran’ny Fonenana amin’ny lafiny andrefana,


Ny volafotsy talenta zato narendrika nanaovana ny faladian’ny fitoerana masina sy ny faladian’ny efitra lamba, faladia zato araka ny talenta, talenta iray isam-paladia.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra