Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:20 - Baiboly Katolika

20 Ny lafiny anankiray amin’ny Fonenana dia ny lafiny avaratra, hanaovanao hazo fisaka roapolo koa,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Manaova hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

20 Ho an’ny lafiny avaratra dia hazo fisaka roapolo koa no hatao,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Ho an’ny lafiny avaratra dia hazo fisaka roapolo koa no hatao,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary manaova zanakazo roa-polo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary manaova zana-kazo roa-polo ho eo amin'ny lafiny faharoa amin'ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Manaova hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:20
2 Rohy Ifampitohizana  

Hasianao faladia volafotsy efapolo ny fanambanin’ireo hazo fisaka roapolo ireo, dia faladia roa isan-kazo fisaka izany, no an’ny lafiny roa avy.


mbamin’ny faladia volafotsy efapolo; faladia roa ambanin’ny hazo fisaka tsirairay avy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra