Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Ho an’ny lafiny andrefana izay eo ivohon’ny fonena-masina dia hazo fisaka enina no hatao,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ary ny lafiny andrefana amin’ny tabernakely, izay ao aorianany, dia hanaovanao hazofisaka enina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Ho an’ny lafiny andrefana izay eo ivohon’ny fonena-masina dia hazo fisaka enina no hatao,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Hanao hazo fisaka enina ianao hatao amin’ny faran’ny Fonenana amin’ny lafiny andrefana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary ny lafiny andrefana amin’ny tabernakely, izay ao ivohony, dia hanaovanao zanakazo enina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary ny lafiny andrefana amin'ny tabernakely, izay ao ivohony, dia hanaovanao zana-kazo enina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Ary ny lafiny andrefana amin’ny tabernakely, izay ao aorianany, dia hanaovanao hazofisaka enina.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:22
4 Rohy Ifampitohizana  

«Hisy hazo fisaka hamboarina amin’ny hazo mimôzà ka hatsangana hitondra ny fonena-masina.


miaraka amin’ny faladia volafotsy efapolo; ka faladiany roa avy isaky ny hazo fisaka.


miampy hazo fisaka roa manokana hatao erỳ amin’ny zorony roa erỳ afara.


Ho an’ny lafiny andrefana izay eo ivohon’ny fonena-masina dia hazo fisaka enina no nataony,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra