Eksodosy 24:18 - Baiboly Katolika
Niditra tao anatin’ny rahona i Môizy, dia niakatra tao an-tendrombohitra, ka nijanona teo an-tendrombohitra efapolo andro sy efapolo alina i Môizy.
Jereo ny toko
Dia niditra tao afovoan’ny rahona i Mosesy ka niakatra nankao amin’ny tendrombohitra. Ary nitoetra tao amin’ny tendrombohitra efapolo andro sy efapolo alina izy.
Jereo ny toko
Niditra tao afovoan’ny rahona i Mosesy, ka nanohy niakatra ny tendrombohitra ary nijanona tao an-tendrombohitra nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina.
Jereo ny toko
Niditra tao afovoan’ny rahona i Mosesy, ka nanohy niakatra ny tendrombohitra ary nijanona tao an-tendrombohitra nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina.
Jereo ny toko
Dia niditra tao afovoan’ny rahona Mosesy ka niakatra tao amin’ny tendrombohitra; ary nitoetra tao amin’ny tendrombohitra efa-polo andro sy efa-polo alina Mosesy.
Jereo ny toko
Dia niditra tao afovoan'ny rahona Mosesy ka niakatra tao amin'ny tendrombohitra; ary nitoetra tao amin'ny tendrombohitra efa-polo andro sy efa-polo alina Mosesy.
Jereo ny toko
Dia niditra tao afovoan’ny rahona i Mosesy ka niakatra nankao amin’ny tendrombohitra. Ary nitoetra tao amin’ny tendrombohitra efapolo andro sy efapolo alina izy.
Jereo ny toko