ary ilay ondrivavy honerany efatra heny, noho izy nahavita an’izany sy tsy nanana antra.»
Eksodosy 21:34 - Baiboly Katolika dia hanonitra ny tompon-davaka, haloany volafotsy izay vidin’ny biby maty, ho azy». Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia hanonitra vola ho an’ny tompon’ilay omby ny tompon’ilay lavaka; ary ho azy ilay biby maty. DIEM PROTESTANTA dia tsy maintsy handoa vola onitra amin’ny tompom-biby ilay tompon’ny lava-drano, fa ny biby maty kosa dia ho azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia tsy maintsy handoa vola onitra amin’ny tompom-biby ilay tompon’ny lava-drano, fa ny biby maty kosa dia ho azy. Baiboly Protestanta Malagasy dia hanonitra azy ny tompon-davaka, ka vola no haloany ho an’ny tompony; ary ny maty dia ho azy. Malagasy Bible dia hanonitra azy ny tompon-davaka, ka vola no haloany ho an'ny tompony; ary ny maty dia ho azy. La Bible en Malgache dia hanonitra vola ho an’ny tompon’ilay omby ny tompon’ilay lavaka; ary ho azy ilay biby maty. |
ary ilay ondrivavy honerany efatra heny, noho izy nahavita an’izany sy tsy nanana antra.»
«Raha misy olona manokatra lava-drano, na olona vao mandavaka lava-drano ka tsy mandrakotra azy, ka misy omby na ampondra latsaka ao,
«Raha misy ombin’olona manoto ombin’olon-kafa ka mahafaty azy, dia hamidin’izy ireo ny omby velona, ka ny vidiny hozarainy, ny omby maty koa hozarainy.
«Raha misy olona mindram-biby amin’ny namany, ka tapaka na maty ilay biby tsy teo anatrehan’ny tompony, dia hisy onitra;
fa raha efa niposaka kosa ny masoandro dia hisy valin-dra ihany. Hanonitra ny mpangalatra; raha tsy manana na inona na inona izy dia ny tenany no amidy ho onitr’izay nangalariny;
«Raha misy afo mirehitra ka mahazo ny tsilo aloha, izay vao mandevona amboaram-bary koa, na vary mbola tsy voajinja, na saha, dia hanonitra izay nandrehitra ny afo.»
raha azo, dia hanonitra avo fito heny izy, ka hanome ny fananany rehetra ao an-tranony.
fa mamerina ny natao antoka, mamerina izay nangalariny, manaraka ny lalàna mahavelona, ary tsy manao ratsy akory; dia ho velona marina tokoa izy, tsy ho faty!