Eksodosy 21:35 - Baiboly Katolika35 «Raha misy ombin’olona manoto ombin’olon-kafa ka mahafaty azy, dia hamidin’izy ireo ny omby velona, ka ny vidiny hozarainy, ny omby maty koa hozarainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Raha misy ombin’olona mandratra ny ombin’ny namany ka mahafaty azy dia hamidiny ny omby velona ary hozarainy ny vola vidiny, ary hozarainy koa ilay omby maty. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 «Raha misy ombilahin’olona mandratra mahafaty ny ombilahin’ny namany, dia hamidiny ny ombilahy velona ka hozarainy ny vola vidiny, ary hozarainy toy izany koa ilay maty. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 «Raha misy ombilahin’olona mandratra mahafaty ny ombilahin’ny namany, dia hamidiny ny ombilahy velona ka hozarainy ny vola vidiny, ary hozarainy toy izany koa ilay maty. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Ary raha misy ombin’olona mandratra ny ombin’ny namany ka mahafaty azy, dia hamidiny ny omby velona, ka hozarainy ny vola vidiny; ary ny maty koa hozarainy. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Ary raha misy ombin'olona mandratra ny ombin'ny namany ka mahafaty azy, dia hamidiny ny omby velona, ka hozarainy ny vola vidiny; ary ny maty koa hozarainy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache35 Raha misy ombin’olona mandratra ny ombin’ny namany ka mahafaty azy dia hamidiny ny omby velona ary hozarainy ny vola vidiny, ary hozarainy koa ilay omby maty. Jereo ny toko |