Eksodosy 14:31 - Baiboly Katolika
Hitan’i Israely ny tanana maherin’i Iaveh, nasehony tamin’ny namelezany ny Ejiptianina, ka natahotra an’i Iaveh ny vahoaka, ary nino an’i Iaveh sy i Môizy mpanompony.
Jereo ny toko
Rehefa hitan’ny Israelita ny asa lehibe izay nataon’ny tanan’NY TOMPO tamin’ny Ejiptiana dia natahotra NY TOMPO ny olona ka nino NY TOMPO sy i Mosesy mpanompony.
Jereo ny toko
Hitan’ny Israelita ny hery lehibe izay nampiasain’ny TOMPO hamelezana ny Ejiptianina. Izany no nanajan’ny Israelita ny TOMPO, ka nitokiany AZY sy nitokiany an’i Mosesy mpanompony.

Ary rehefa hitan’ny Isiraely ny asa lehibe izay nataon’ny tànan’i Jehovah tamin’ny Egyptiana, dia natahotra an’i Jehovah ny olona ka nino an’i Jehovah sy Mosesy mpanompony.
Jereo ny toko
Ary rehefa hitan'ny Isiraely ny asa lehibe izay nataon'ny tànan'i Jehovah tamin'ny Egyptiana, dia natahotra an'i Jehovah ny olona ka nino an'i Jehovah sy Mosesy mpanompony.
Jereo ny toko
Rehefa hitan’ny Israelita ny asa lehibe izay nataon’ny tanan’NY TOMPO tamin’ny Ejiptiana dia natahotra NY TOMPO ny olona ka nino NY TOMPO sy i Mosesy mpanompony.
Jereo ny toko