Hebreo 3:5 - Baiboly Katolika5 Ary i Môizy dia nahatoky tao amin’ny tranony rehetra toy ny mpanompo fotsiny, mba hanambara ny zavatra tsy maintsy holazaina; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ary i Mosesy dia mpanompo nahatoky tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo, mba ho vavolombelona hanambara izay zavatra mbola holazaina; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Ary i Mosesy dia nahatoky tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo, araka ny maha mpanompo azy, ka natao hanambara ny zavatra izay holazain’Andriamanitra amin’ny ho avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ary i Mosesy dia nahatoky tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo, araka ny maha mpanompo azy, ka natao hanambara ny zavatra izay holazain’Andriamanitra amin’ny ho avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary Mosesy dia mpanompo nahatoky tao amin’ny tranon’Andriamanitra rehetra, ho fanambarana izay zavatra mbola holazaina; Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary Mosesy dia mpanompo nahatoky tao amin'ny tranon'Andriamanitra rehetra, ho fanambarana izay zavatra mbola holazaina; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ary i Mosesy dia mpanompo nahatoky tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo, mba ho vavolombelona hanambara izay zavatra mbola holazaina; Jereo ny toko |
Dia nanao fotoana taminy izy ireo, ka maro no tonga tao an-trano nitoerany. Teny manetsiketsika no nanehoan’i Paoly ny fanjakan’Andriamanitra tamin’izy ireo, hatramin’ny maraina ka hatramin’ny hariva; sady ny teny ao amin’ny Lalàn’i Môizy sy ny mpaminany manambara an’i Jesoa ihany no nentiny nitaona azy ireo hino Azy.
Nitsangana teo an-daniny roa amin’ny fiaran’ny faneken’i Iaveh, i Israely rehetra, ny loholony, ny manamboninahiny, ny mpitsarany, na ny vahiny na ny zanak’i Israely, ny antsasany teo anilan’ny tendrombohitra Garizima, ny antsasany teo anilan’ny tendrombohitra Hebaka, araka ny didy nomen’i Môizy mpanompon’i Iaveh fahiny, mba hitso-drano ny vahoakan’i Israely.