Eksodosy 10:17 - Baiboly Katolika
Nefa mbola avelao re ny fahotako, fa ity indray mandeha ity ihany. Mangataha amin’i Iaveh Andriamanitrareo mba hanafahany ahy ahay, amin’ity loza mahafaty ity.»
Jereo ny toko
Ankehitriny, miangavy anao aho, mamelà ny fahotako izao indray mandeha izao ihany ka mifonà amin’NY TOMPO Andriamanitrareo mba hampialany amiko izao zava-doza iray loha izao.
Jereo ny toko
Mba mamelà ny heloko amin’ity indray mandeha ity, ary mangataha amin’ny TOMPO Andriamanitrareo mba hanesorany amiko izao loza mahatsiravina izao.
Jereo ny toko
Mba mamelà ny heloko amin’ity indray mandeha ity, ary mangataha amin’ny TOMPO Andriamanitrareo mba hanesorany amiko izao loza mahatsiravina izao.
Jereo ny toko
Ary ankehitriny, masìna hianao mamelà ny fahotako izao indray mandeha izao ihany, ka mangataha amin’i Jehovah Andriamanitrareo hampialany amiko izao mahafaty iray loha izao monja.
Jereo ny toko
Ary ankehitriny, masìna ianao mamela ny fahotako izao indray mandeha izao ihany, ka mangataha amin'i Jehovah Andriamanitrareo hampialany amiko izao mahafaty iray loha izao monja.