2Tantara 34:5 - Baiboly Katolika
ary nodorany teo ambonin’ireo ôteliny ny taolan’ny mpisorona. Dia nanadio an’i Jodà sy i Jerosalema izy.
Jereo ny toko
Ary nandoro ny taolan’ny mpisorona teo ambonin’ny alitarany izy, dia nanadio an’i Joda sy Jerosalema.
Jereo ny toko
Nisy aza taolan’ny mpisorona amin’ny sampy mihitsy no naroso hodorana teo amin’ny alitara fisoronany. Dia toy izany no nanadiovan’i Jôsià ny fanjakàn’i Joda sy ny tanànan’i Jerosalema.

Ary nandoro ny taolan’ny mpisorona teo ambonin’ny alitarany izy, ka dia nanadio an’i Joda sy Jerosalema.
Jereo ny toko
Ary nandoro ny taolan'ny mpisorona teo ambonin'ny alitarany izy, ka dia nanadio an'i Joda sy Jerosalema.
Jereo ny toko
Ary nandoro ny taolan’ny mpisorona teo ambonin’ny alitarany izy, dia nanadio an’i Joda sy Jerosalema.
Jereo ny toko