Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 34:6 - Baiboly Katolika

6 Ary tany amin’ny tanànan’i Manase sy i Efraima mbamin’i Simeôna, hatrany amin’i Neftalì, tamin’ireny tanànany rava ireny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Tany amin’ny tanànan’ny Manase sy ny Efraima ary ny Simeona hatrany amin’ny Naftaly, dia tao amin’ny tanànany izay rava teny amin’ny manodidina,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

6 Tany amin’ny tanàna manasita sy efraimita ary simehônita ka hatrany amin’ny tanàna naftalita mbamin’ny faritra manodidina azy avy

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Tany amin’ny tanàna manasita sy efraimita ary simehônita ka hatrany amin’ny tanàna naftalita mbamin’ny faritra manodidina azy avy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary tany amin’ny tanànan’ny Manase sy ny Efraima ary ny Simeona hatrany amin’ny Naftaly, dia tao an-tanànany izay rava,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary tany amin'ny tanànan'ny Manase sy ny Efraima ary ny Simeona hatrany amin'ny Naftaly, dia tao an-tanànany izay rava,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Tany amin’ny tanànan’ny Manase sy ny Efraima ary ny Simeona hatrany amin’ny Naftaly, dia tao amin’ny tanànany izay rava teny amin’ny manodidina,

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 34:6
7 Rohy Ifampitohizana  

Nandefa iraka ho any amin’i Israely rehetra sy i Jodà i Ezekiasa ary nanoratra taratasy ho any amin’i Efraima sy i Manase koa, hankanesan’izy ireo ao an-tranon’i Iaveh ao Jerosalema, hanao ny Paka ho fankalazana an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely.


Nony vita izany rehetra izany, dia niainga ny avy amin’i Israely rehetra izay teo, nankany amin’ny tanànan’i Jodà, ka notorotoroiny ny tsangam-bato, nokapainy ny aserah, noravany avokoa ny fitoerana avo aman’ôtely eran’i Jodà sy i Benjamina mbamin’i Efraima sy i Manase, nataony fongotra mihitsy. Izay vao samy nody any an-tanànany ny zanak’i Israely rehetra, samy ho any amin’ny anjara taniny.


Kanonta aman-tsabatra ary zana-tsipìka maranitra; toy izany ny olona mitsangan-kiampanga tsy marina ny namany.


Ary ny tendrombohitra rehetra izay fiasa tamin’ny antsetra fiavàna tsy hankanesanao intsony noho ny fahatahorana ny hery sy ny tsilo; fa dia ho tany fiandrasana omby, ary ho tany hitsakitsahin’ny ondry.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra