2Tantara 26:9 - Baiboly Katolika
Nasian’i Oziasa tilikambo teo amin’ny vavahady an-jorony sy teo amin’ny vavahady mankany an-dohasaha ary teo amin’ny zorony, tao Jerosalema, sady nohamafisiny izy.
Jereo ny toko
Nanorina tilikambo tany Jerosalema, teo amin’ny vavahady eo an-jorony sy teo amin’ny vavahady mankao amin’ny lohasaha sy teo an-jorony i Ozia ka nanamafy azy.
Jereo ny toko
Nanao tilikambo tao Jerosalema izy, teo amin’ny Vavahadin’ny Zoro sy teo amin’ny Vavahady mankany an-dohasaha sady nohamafisiny tsara.
Jereo ny toko
Nanao tilikambo tao Jerosalema izy, teo amin’ny Vavahadin’ny Zoro sy teo amin’ny Vavahady mankany an-dohasaha sady nohamafisiny tsara.
Jereo ny toko
Ary Ozia nanao tilikambo tany Jerosalema, teo amin’ny vavahady an-jorony sy teo amin’ny vavahady mankao amin’ny tany lemaka sy teo an-jorony ka nanamafy azy.
Jereo ny toko
Ary Ozia nanao tilikambo tany Jerosalema, teo amin'ny vavahady an-jorony sy teo amin'ny vavahady mankao amin'ny tany lemaka sy teo an-jorony ka nanamafy azy.
Jereo ny toko
Nanorina tilikambo tany Jerosalema, teo amin’ny vavahady eo an-jorony sy teo amin’ny vavahady mankao amin’ny lohasaha sy teo an-jorony i Ozia ka nanamafy azy.
Jereo ny toko