2Tantara 26:9 - DIEM PROTESTANTA9 Nanao tilikambo tao Jerosalema izy, teo amin’ny Vavahadin’ny Zoro sy teo amin’ny Vavahady mankany an-dohasaha sady nohamafisiny tsara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Nanorina tilikambo tany Jerosalema, teo amin’ny vavahady eo an-jorony sy teo amin’ny vavahady mankao amin’ny lohasaha sy teo an-jorony i Ozia ka nanamafy azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Nanao tilikambo tao Jerosalema izy, teo amin’ny Vavahadin’ny Zoro sy teo amin’ny Vavahady mankany an-dohasaha sady nohamafisiny tsara. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Nasian’i Oziasa tilikambo teo amin’ny vavahady an-jorony sy teo amin’ny vavahady mankany an-dohasaha ary teo amin’ny zorony, tao Jerosalema, sady nohamafisiny izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary Ozia nanao tilikambo tany Jerosalema, teo amin’ny vavahady an-jorony sy teo amin’ny vavahady mankao amin’ny tany lemaka sy teo an-jorony ka nanamafy azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary Ozia nanao tilikambo tany Jerosalema, teo amin'ny vavahady an-jorony sy teo amin'ny vavahady mankao amin'ny tany lemaka sy teo an-jorony ka nanamafy azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Nanorina tilikambo tany Jerosalema, teo amin’ny vavahady eo an-jorony sy teo amin’ny vavahady mankao amin’ny lohasaha sy teo an-jorony i Ozia ka nanamafy azy. Jereo ny toko |
Hovana lemaka ny faritra manontolo manodidina an’i Jerosalema, manomboka any Gebà any avaratra ka hatrany Rimôna any atsimo. I Jerosalema dia hisandratra ambonin’ireo tany manodidina azy; ary ny tanàna dia hitatra manomboka eo amin’ny vavahadin’i Benjamîna ka hatramin’ny vavahadin-joro, dia eo amin’ny toeran’ny vavahady tranainy, ary koa manomboka eo amin’ny tilikambon’i Hananehela ka hatramin’ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka.