2Tantara 24:21 - Baiboly Katolika
Ka niray tetika hamely an’io izy ireo, ka nitora-bato azy, dia teo amin’ny kianjan’ny tranon’i Iaveh, noho ny didin’ny mpanjaka.
Jereo ny toko
Dia nanao teti-dratsy ireo ka nitora-bato azy teo amin’ny kianjan’ny tranon’NY TOMPO araka ny tenin’ny mpanjaka.
Jereo ny toko
Dia nanao teti-dratsy nanohitra an’i Zakarià ny vahoaka, ary nitora-bato azy tao an-kianjan’ny tranon’ny TOMPO, araka ny baikon’ny mpanjaka.
Jereo ny toko
Dia nanao teti-dratsy nanohitra an’i Zakarià ny vahoaka, ary nitora-bato azy tao an-kianjan’ny tranon’ny TOMPO, araka ny baikon’ny mpanjaka.
Jereo ny toko
Dia nanao teti-dratsy ireo ka nitora-bato azy teo amin’ny kianjan’ny tranon’i Jehovah araka ny tenin’ny mpanjaka.
Jereo ny toko
Dia nanao teti-dratsy ireo ka nitora-bato azy teo amin'ny kianjan'ny tranon'i Jehovah araka ny tenin'ny mpanjaka.
Jereo ny toko
Dia nanao teti-dratsy ireo ka nitora-bato azy teo amin’ny kianjan’ny tranon’NY TOMPO araka ny tenin’ny mpanjaka.
Jereo ny toko