2Tantara 24:13 - Baiboly Katolika
Ka niasa ny mpiasa, ary tao an-tanany dia nandroso ny fanamboarana ny trano, ka tafaveriny amin’ny toetrany taloha ny tranon’Andriamanitra sy nohamafisiny.
Jereo ny toko
Dia niasa ny mpiasa ka vita tsara ny asa; ary namboariny ho toy ny teo aloha ny tranon’Andriamanitra ka nataony mafy.
Jereo ny toko
Dia nikatroka ny mpiasa, ka nandroso tsara ny asa nataony; ary namboariny ho toy ny teo aloha sady nohamafisiny ny tranon’Andriamanitra.
Jereo ny toko
Dia nikatroka ny mpiasa, ka nandroso tsara ny asa nataony; ary namboariny ho toy ny teo aloha sady nohamafisiny ny tranon’Andriamanitra.
Jereo ny toko
Dia nanao ny mpiasa, ka vita tsara ny asa; ary namboariny ho toy ny teo aloha ny tranon’Andriamanitra ka nataony mafy.
Jereo ny toko
Dia nanao ny mpiasa, ka vita tsara ny asa; ary namboariny ho toy ny teo aloha ny tranon'Andriamanitra ka nataony mafy.
Jereo ny toko
Dia niasa ny mpiasa ka vita tsara ny asa; ary namboariny ho toy ny teo aloha ny tranon’Andriamanitra ka nataony mafy.
Jereo ny toko