Ny sambon’i Hirama izay nitondra volamena avy any Ofira, dia nitondra hazo santala be dia be sy vatosoa koa avy any Ofira.
2Tantara 2:7 - Baiboly Katolika Ampanatero hazo sedera sy sipresa ary santala avy any Libàna aho; satria fantatro fa mahay mikapa hazo any Libàna ny mpanomponao. Ny mpanompoko hiaraka amin’ny mpanomponao, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Anatero hazo sedera sy kipreso ary almoga avy any Libanona koa aho; fa fantatro fa mahay mikapa hazo any Libanona ny vahoakanao; ary indro, hiaraka amin’ny vahoakanao ny vahoakako DIEM PROTESTANTA Andefaso hazo sedera sy kipreso ary hazo sarobidy avy any Libano koa aho, satria fantatro fa mahay mikapa hazo any Libano ireo mpiasanao; ary indreto ny mpiasako fa hiaraka amin’ny mpiasanao Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Andefaso hazo sedera sy kipreso ary hazo sarobidy avy any Libano koa aho, satria fantatro fa mahay mikapa hazo any Libano ireo mpiasanao; ary indreto ny mpiasako fa hiaraka amin’ny mpiasanao Baiboly Protestanta Malagasy Ary anatero hazo sedera sy kypreso ary almoga avy any Libanona koa aho; fa fantatro fa mahay mikapa hazo any Libanona ny vahoakanao; ary, indro, ny vahoakako hiaraka amin’ny vahoakanao Malagasy Bible Ary anatero hazo sedera sy kypreso ary almoga avy any Libanona koa aho; fa fantatro fa mahay mikapa hazo any Libanona ny vahoakanao; ary, indro, ny vahoakako hiaraka amin'ny vahoakanao La Bible en Malgache Anatero hazo sedera sy kipreso ary almoga avy any Libanona koa aho; fa fantatro fa mahay mikapa hazo any Libanona ny vahoakanao; ary indro, hiaraka amin’ny vahoakanao ny vahoakako |
Ny sambon’i Hirama izay nitondra volamena avy any Ofira, dia nitondra hazo santala be dia be sy vatosoa koa avy any Ofira.
Zanaky ny vehivavy mpitondra tena anankiray amin’ny fokon’i Neftalì izy io, fa ny rainy no Tirianina, mpanefy varahina. Feno fahendrena amam-pahiratan-tsaina sy fahakingana izy, mba hanao ny asa isan-karazany rehetra momba ny varahina. Dia tonga tao amin’i Salômôna mpanjaka izy, ka nahavita ny asany rehetra.
Izany koa dia avy amin’i Iavehn’ny tafika; mahagaga amin’ny fisainanay Izy, sady be no azony enti-manatanteraka.
Ny taranaky ny firenen-kafa, no hanangana ny mandanao, ary ny mpanjakany ho mpanomponao. Satria nikapoka anao tamin’ny hatezerako Aho, fa mamindra fo anao, amin’ny fitiavako kosa.
Hazo sipresa avy any Sanira no nandrafetany ny hazo fisaka rehetra aminao; sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao.