2Tantara 2:7 - DIEM PROTESTANTA7 Andefaso hazo sedera sy kipreso ary hazo sarobidy avy any Libano koa aho, satria fantatro fa mahay mikapa hazo any Libano ireo mpiasanao; ary indreto ny mpiasako fa hiaraka amin’ny mpiasanao Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Anatero hazo sedera sy kipreso ary almoga avy any Libanona koa aho; fa fantatro fa mahay mikapa hazo any Libanona ny vahoakanao; ary indro, hiaraka amin’ny vahoakanao ny vahoakako Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Andefaso hazo sedera sy kipreso ary hazo sarobidy avy any Libano koa aho, satria fantatro fa mahay mikapa hazo any Libano ireo mpiasanao; ary indreto ny mpiasako fa hiaraka amin’ny mpiasanao Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Ampanatero hazo sedera sy sipresa ary santala avy any Libàna aho; satria fantatro fa mahay mikapa hazo any Libàna ny mpanomponao. Ny mpanompoko hiaraka amin’ny mpanomponao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary anatero hazo sedera sy kypreso ary almoga avy any Libanona koa aho; fa fantatro fa mahay mikapa hazo any Libanona ny vahoakanao; ary, indro, ny vahoakako hiaraka amin’ny vahoakanao Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary anatero hazo sedera sy kypreso ary almoga avy any Libanona koa aho; fa fantatro fa mahay mikapa hazo any Libanona ny vahoakanao; ary, indro, ny vahoakako hiaraka amin'ny vahoakanao Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Anatero hazo sedera sy kipreso ary almoga avy any Libanona koa aho; fa fantatro fa mahay mikapa hazo any Libanona ny vahoakanao; ary indro, hiaraka amin’ny vahoakanao ny vahoakako Jereo ny toko |