2Tantara 13:12 - Baiboly Katolika
Indro fa miaraka aminay, mitarika anay, Andriamanitra sy ny mpisorony, mbamin’ny trômpetra avo feo izay hotsofina hamelezana anareo. Koa aza miady amin’i Iaveh Andriamanitry ny razanareo, ry zanak’i Israely, fa tsy hahomby anie ianareo!»
Jereo ny toko
Ary indro, ato aminay Andriamanitra ho mpitarika anay, ary ny mpisorony dia hitsoka mafy ny trompetra avo faneno mba hamelezana anareo. Ry Zanak’Israely ô, aza miady amin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razanareo; fa tsy hambinina ianareo.
Jereo ny toko
Indro miaraka aminay Andriamanitra mba ho mpitarika anay; ary indreo ny mpisorony vonona hitsoka ny trompetra avo faneno mba hanaingana hamely anareo. Koa aza miady amin’ny TOMPO Andriamanitry ny razanareo, ry Israelita tavaratra, fa tsy hahomby ange ianareo!»

Ary, indro, ato aminay Andriamanitra ho mpitarika anay, ary ny mpisorony sy ny trompetra avo faneno hotsofina mafy hamelezana anareo. Ry Zanak’Isiraely ô, aza miady amin’i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo; fa tsy hambinina hianareo.
Jereo ny toko
Ary, indro, ato aminay Andriamanitra ho mpitarika anay, ary ny mpisorony sy ny trompetra avo faneno hotsofina mafy hamelezana anareo Ry Zanak'isiraely ô, aza miady amin'i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo; fa tsy hambinina ianareo.