I Nera niteraka an’i Kisa, i Kisa niteraka an’i Saola, i Saola niteraka an’i Jonatàna, i Melkiasoa, i Abinadaba ary i Esbaala.
1Tantara 9:36 - Baiboly Katolika Ary i Abdôna no zanany lahy matoa, dia i Sora, i Kisa, i Baala, i Nera, i Nadaba, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanany lahimatoa dia i Abdona, nanaraka azy i Zora, i Kisy, i Baala, i Nera, i Nadaba, DIEM PROTESTANTA I Habdôna no zanany lahimatoa, dia i Tsoro sy i Kisy, i Bahala sy i Nera, i Nadaba Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Habdôna no zanany lahimatoa, dia i Tsoro sy i Kisy, i Bahala sy i Nera, i Nadaba Baiboly Protestanta Malagasy ary ny zanany lahimatoa dia Abdona, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nera, dia Nadaba, Malagasy Bible ary ny zanany lahimatoa dia Abdona, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nera, dia Nadaba, La Bible en Malgache Ny zanany lahimatoa dia i Abdona, nanaraka azy i Zora, i Kisy, i Baala, i Nera, i Nadaba, |
I Nera niteraka an’i Kisa, i Kisa niteraka an’i Saola, i Saola niteraka an’i Jonatàna, i Melkiasoa, i Abinadaba ary i Esbaala.
I Nera niteraka an’i Kisa, i Kisa niteraka an’i Saola, i Saola niteraka an’i Jonatàna, i Melkisa, i Abinadaba, ary i Esbaala.
Nisy lehilahy anankiray avy amin’i Benjamina atao hoe Kisy, zanak’i Abiela, zanak’i Serôra, zanak’i Bekôrata, zanak’i Afià, zanaky ny Benjaminita anankiray; lehilahy mahery fo izy io.