Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 9:36 - DIEM PROTESTANTA

36 I Habdôna no zanany lahimatoa, dia i Tsoro sy i Kisy, i Bahala sy i Nera, i Nadaba

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

36 Ny zanany lahimatoa dia i Abdona, nanaraka azy i Zora, i Kisy, i Baala, i Nera, i Nadaba,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 I Habdôna no zanany lahimatoa, dia i Tsoro sy i Kisy, i Bahala sy i Nera, i Nadaba

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

36 Ary i Abdôna no zanany lahy matoa, dia i Sora, i Kisa, i Baala, i Nera, i Nadaba,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

36 ary ny zanany lahimatoa dia Abdona, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nera, dia Nadaba,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

36 ary ny zanany lahimatoa dia Abdona, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nera, dia Nadaba,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

36 Ny zanany lahimatoa dia i Abdona, nanaraka azy i Zora, i Kisy, i Baala, i Nera, i Nadaba,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 9:36
5 Rohy Ifampitohizana  

I Nera no ray niteraka an’i Kisy; i Kisy, ray niteraka an’i Saoly; i Saoly, ray niteraka an-dry i Jônatàna sy i Melkisa ary i Abinadaba sy i Esbahala.


Tao Gibehôna no nonina i Jehiela, ilay mpanorina io tanàna io; ary ny anaran’ny vadiny dia Mahekà.


sy i Gedôra mbamin’i Ahiao sy i Zakarià ary i Miklôta.


I Nera no ray niteraka an’i Kisy; i Kisy, ray niteraka an’i Saoly; i Saoly, ray niteraka an-dry i Jônatàna sy i Melkîsa ary i Abinadaba sy i Esbahala.


Tamin’izany fotoana izany, dia nisy lehilahy tsongoin’olom-bolo avy amin’ny fokon’i Benjamîna natao hoe Kisy. Izy dia zanakalahin’i Abièla sy zafikelin’i Tserôra ary zafiafin’i Bekôrata sy zafindohalik’i Afia.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra