Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 9:30 - Baiboly Katolika

Nisy zanaky ny mpisorona nangaroharo ny zava-manitra tsara fofona.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny sasany tamin’ny zanaky ny mpisorona no nanao haro manitra ho fanosorana.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

kanefa dia mpisorona no tena mpiandraikitra ny fampifangaroana zava-manitra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

kanefa dia mpisorona no tena mpiandraikitra ny fampifangaroana zava-manitra.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny sasany tamin’ny zanaky ny mpisorona nangaroharo ny zava-manitra fanosorana.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary ny sasany tamin'ny zanaky ny mpisorona nangaroharo ny zava-manitra fanosorana.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny sasany tamin’ny zanaky ny mpisorona no nanao haro manitra ho fanosorana.

Jereo ny toko



1Tantara 9:30
4 Rohy Ifampitohizana  

Na zovy na zovy hanamboatra tahaka an’io na hanosotra izany amin’ny olona tsy fanosotra azy, dia hofongorana tsy ho eo amin’ny fireneny.»


Dia nanao ny diloilo fanosorana masina izy, sy ny zava-manitra fanembohana, vita araka ny fahaizana momba ny fanaovan-java-manitra.