Azy ireo ny mikarakara ny fitandremana ny trano lay fihaonana, ny fitandremana ny zavatra masina, ny fitandremana ireo taranak’i Aarôna, rahalahiny, amin’ny momba ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh.
1Tantara 9:23 - Baiboly Katolika Izy ireo sy ny taranany no tao amin’ny varavaran’ny tranon’i Iaveh, ny tranon’ny tabernakla, mba hiandry azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin’ny tranon’NY TOMPO, dia ny tranolay. DIEM PROTESTANTA ka dia ireo sy ny taranany hatrany no teo amin’ny vavahadin’ny tranon’ny TOMPO sy teo akaikin’ny Tranolay fihaonana, mba hiambina azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka dia ireo sy ny taranany hatrany no teo amin’ny vavahadin’ny tranon’ny TOMPO sy teo akaikin’ny Tranolay fihaonana, mba hiambina azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ka dia ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin’ny tranon’i Jehovah, dia ny trano-lay. Malagasy Bible Ka dia ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin'ny tranon'i Jehovah, dia ny trano-lay. La Bible en Malgache Ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin’ny tranon’NY TOMPO, dia ny tranolay. |
Azy ireo ny mikarakara ny fitandremana ny trano lay fihaonana, ny fitandremana ny zavatra masina, ny fitandremana ireo taranak’i Aarôna, rahalahiny, amin’ny momba ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh.
Ireo antokon’ny mpiandry varavarana ireo, ny filohan’izany lehilahy izany, dia samy nanan-draharaha tamin’ny fanompoana tao an-tranon’i Iaveh, teo an’ilan’ireo rahalahiny.
212 no isan’ireo olom-boafidy ho mpiandry varavarana ireo. Voasoratra amin’ny vohiny avy izy, ary i Davida sy i Samoela mpahita no nanendry azy hanao io raharaha io.
Nitoetra teo amin’ny lafiny efatra ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana, ary avaratra sy atsimo.
Nasiany mpiandry ny varavaran’i Iaveh, mba tsy hisy olona voaloton’inon’inona hiditra eo.
Fa fahiny, tamin’ny andron’i Davida sy i Asafa, lehiben’ny mpihira, dia fanao ny manao hira fiderana amam-pisaorana ho fankalazana an’Andriamanitra.
Hoy izy tamiko: «Ilay efitrano mitodika mianatsimo, dia an’ny mpisorona miadidy ny fanompoana momba ny trano;
Hataoko miandraikitra ny fanompoana momba ny trano, rehefa mety ho raharaha fanao ao, sy izay rehetra tokony hatao ao.