2Tantara 23:19 - Baiboly Katolika19 Nasiany mpiandry ny varavaran’i Iaveh, mba tsy hisy olona voaloton’inon’inona hiditra eo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Ary nalatsany teo am-bavahadin’ny tranon’NY TOMPO ny mpiandry varavarana mba tsy hisy zavatra maloto na inona na inona ho tafiditra ao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Dia nametrahan’i Jôiadà mpiandry varavarana teo am-bavahadin’ny tranon’ny TOMPO mba tsy hisy zavatra na olona maloto ara-pivavahana ho tafiditra ao na inona na inona antony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Dia nametrahan’i Jôiadà mpiandry varavarana teo am-bavahadin’ny tranon’ny TOMPO mba tsy hisy zavatra na olona maloto ara-pivavahana ho tafiditra ao na inona na inona antony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary nalatsany teo am-bavahadin’ny tranon’i Jehovah ny mpiandry varavarana mba tsy hisy zavatra maloto na inona na inona ho tafiditra ao. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary nalatsany teo am-bavahadin'ny tranon'i Jehovah ny mpiandry varavarana mba tsy hisy zavatra maloto na inona na inona ho tafiditra ao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Ary nalatsany teo am-bavahadin’ny tranon’NY TOMPO ny mpiandry varavarana mba tsy hisy zavatra maloto na inona na inona ho tafiditra ao. Jereo ny toko |
Notendreny, araka ny nandaharan’i Davida rainy azy, ny antokon’ny mpisorona ho amin’ny fanompoany, sy ny Levita ho amin’ny anjara raharahany, hankalaza an’i Iaveh sy hanao fanompoana eo anoloan’ny mpisorona, araka ny fandaharana ny andro isany, ary ny mpiandry varavarana ho an’ny isam-baravarana araka ny antokony avy, fa toy izany no nandaharan’i Davida, olon’Andriamanitra, azy.