Ireo no zanaka lahin’i Ismaely, ireo no anarany araka ny vohiny sy ny tobiny avy; ireo no filohany roa ambin’ny folo amin’ny fokony.
1Tantara 6:54 - Baiboly Katolika i Helona mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy: i Gety-Remôna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Aialona sy ny tany manodidina azy; i Gata-Rimona sy ny tany manodidina azy; Baiboly Protestanta Malagasy ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy; Malagasy Bible ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy; La Bible en Malgache i Aialona sy ny tany manodidina azy; i Gata-Rimona sy ny tany manodidina azy; |
Ireo no zanaka lahin’i Ismaely, ireo no anarany araka ny vohiny sy ny tobiny avy; ireo no filohany roa ambin’ny folo amin’ny fokony.
i Jekmaama, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Betôrôna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;
Ny avy amin’i Kaata dia ny fokon’ny Amramita, ny fokon’ny Jesaarita, ny fokon’ny Hebrônita, ary ny fokon’ny Azielita: ireo no fokon’ny Kaatita.
Nodorany avokoa ny tanàna rehetra teo amin’ny tany nonenany, mbamin’ny tobiny rehetra.
dia ho an’ny taranak’i Aarôna, izay anisam-pianakavian’ny Kaatita amin’ny taranak’i Levì, fa izy ireo no nanaovana ny loka voalohany.