Genesisy 25:16 - Baiboly Katolika16 Ireo no zanaka lahin’i Ismaely, ireo no anarany araka ny vohiny sy ny tobiny avy; ireo no filohany roa ambin’ny folo amin’ny fokony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ireo no zanakalahin’Ismaela, ary ireo no anarany, araka ny vohiny sy ny tobiny, dia andriana roa amby folo araka ny fireneny avy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Ireo no zanak’i Jismahela 12 lahy, samy lehiben-tarika avy. Samy mitondra ny anarany avy ny tanànany sy ny tobiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Ireo no zanak’i Jismahela 12 lahy, samy lehiben-tarika avy. Samy mitondra ny anarany avy ny tanànany sy ny tobiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Izy ireo no zanakalahin’Isimaela, ary ireo no anarany, araka ny vohiny sy ny tobiny, dia andriana roa ambin’ny folo araka ny fireneny. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Izy ireo no zanakalahin'Isimaela, ary ireo no anarany, araka ny vohiny sy ny tobiny, dia andriana roa ambin'ny folo araka ny fireneny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Ireo no zanakalahin’Ismaela, ary ireo no anarany, araka ny vohiny sy ny tobiny, dia andriana roa amby folo araka ny fireneny avy. Jereo ny toko |