1Tantara 6:19 - Baiboly Katolika zanak’i Elkanà zanak’i Jehôrama zanak’i Eliela zanak’i Taohò Baiboly Protestanta Malagasy 2011 zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Jerohama, zanakalahin’i Eliela, zanakalahin’i Toa, DIEM PROTESTANTA sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa Baiboly Protestanta Malagasy zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Jerohama, zanakalahin’i Eliala, zanakalahin’i Toa. Malagasy Bible zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Jerohama, zanakalahin'i Eliala, zanakalahin'i Toa. La Bible en Malgache zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Jerohama, zanakalahin’i Eliela, zanakalahin’i Toa, |
Zanaka lahin’i Merarỳ: i Moholỳ sy i Mosỳ; zanaka lahin’i Merarỳ tamin’i Oziao zanany: i Saama, i Zakora ary i Hebrỳ.
Dia ireto no nanao ny raharaha, mbamin’ny zanany avy: Amin’ny zanaka lahin’ny Kaatita: i Hemàna mpihira, zanak’i Joela zanak’i Samoela
Zanakalahin’i Merarỳ: i Moholì sy i Mosỳ. Ireo no fianakavian’i Levỳ mbamin’ny taranany avy.
Ny zanak’i Merarỳ, araka ny fianakaviany, dia i Moholỳ sy i Môizy. Ireo no fokon’i Levỳ araka ny fokom-pianakaviany avy.
Ny fokon’ny Moholita sy ny fokon’ny Mosita dia avy amin’ny Merarỳ, ka ireo no fokon’ny Merarita.