Nomery 3:20 - Baiboly Katolika20 Ny zanak’i Merarỳ, araka ny fianakaviany, dia i Moholỳ sy i Môizy. Ireo no fokon’i Levỳ araka ny fokom-pianakaviany avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ny zanakalahin’i Merary indray, araka ny fianakaviany, dia i Maly sy i Mosy. Ireo no fokon’ny levita, araka ny fianakaviany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Ary ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy. Izy valo lahy ireo no ipoiran’ny tariky ny Levita araka ny fianakaviambeny avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Ary ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy. Izy valo lahy ireo no ipoiran’ny tariky ny Levita araka ny fianakaviambeny avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary ny zanakalahin’i Merary, araka ny fianakaviany, dia Maly sy Mosy. Ireo no fokon’ny Levita, araka ny fianakaviany. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary ny zanakalahin'i Merary, araka ny fianakaviany, dia Maly sy Mosy. Ireo no fokon'ny Levita, araka ny fianakaviany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Ny zanakalahin’i Merary indray, araka ny fianakaviany, dia i Maly sy i Mosy. Ireo no fokon’ny levita, araka ny fianakaviany. Jereo ny toko |