1Tantara 5:39 - Baiboly Katolika i Seloma niteraka an’i Helkiasa, i Helkiasa niteraka an’i Azariasa, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Saloma no niteraka an’i Hilkia; i Hilkia no niteraka an’i Azaria; DIEM PROTESTANTA i Saloma, ray niteraka an’i Hilkià; i Hilkià, ray niteraka an’i Hazarià; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Saloma, ray niteraka an’i Hilkià; i Hilkià, ray niteraka an’i Hazarià; Baiboly Protestanta Malagasy ary Saloma niteraka an’i Hilkia; ary Hilkia niteraka an’i Azaria; La Bible en Malgache i Saloma no niteraka an’i Hilkia; i Hilkia no niteraka an’i Azaria; |