1Tantara 5:40 - Baiboly Katolika40 i Azariasa niteraka an’i Saraiasa, i Saraiasa niteraka an’i Josedeka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 i Azaria no niteraka an’i Seraia; i Seraia no niteraka an’i Jozadaka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA40 i Hazarià, ray niteraka an’i Seraià; i Seraià, ray niteraka an’i Jôtsadaky. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 i Hazarià, ray niteraka an’i Seraià; i Seraià, ray niteraka an’i Jôtsadaky. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 ary Azaria niteraka an’i Seraia; ary Seraia niteraka an’i Jozadaka; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache40 i Azaria no niteraka an’i Seraia; i Seraia no niteraka an’i Jozadaka. Jereo ny toko |