1Tantara 5:38 - Baiboly Katolika38 i Akitoba niteraka an’i Sadôka, i Sadôka niteraka an’i Seloma, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 i Ahitoba no niteraka an’i Zadoka; i Zadoka no niteraka an’i Saloma; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA38 i Ahitoba, ray niteraka an’i Tsadôka; i Tsadôka, ray niteraka an’i Saloma; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 i Ahitoba, ray niteraka an’i Tsadôka; i Tsadôka, ray niteraka an’i Saloma; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 ary Ahitoba niteraka an’i Zadoka; ary Zadoka niteraka an’i Saloma; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 i Ahitoba no niteraka an’i Zadoka; i Zadoka no niteraka an’i Saloma; Jereo ny toko |