1Tantara 5:37 - Baiboly Katolika I Azariasa niteraka an’i Akitoba, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Azaria no niteraka an’i Amaria; i Amaria no niteraka an’i Ahitoba; DIEM PROTESTANTA i Hazarià, ray niteraka an’i Amarià; i Amarià, ray niteraka an’i Ahitoba; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hazarià, ray niteraka an’i Amarià; i Amarià, ray niteraka an’i Ahitoba; Baiboly Protestanta Malagasy ary Azaria niteraka an’i Amaria; ary Amaria niteraka an’i Ahitoba; La Bible en Malgache i Azaria no niteraka an’i Amaria; i Amaria no niteraka an’i Ahitoba; |