1Tantara 5:30 - Baiboly Katolika I Eleazara niteraka an’i Finea, i Finea niteraka an’i Abisoe, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Eleazara no niteraka an’i Finehasa; i Finehasa no niteraka an’i Abisoa; DIEM PROTESTANTA I Elehazara no ray niteraka an’i Pinehasa; i Pinehasa, ray niteraka an’i Abisoa; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Elehazara no ray niteraka an’i Pinehasa; i Pinehasa, ray niteraka an’i Abisoa; Baiboly Protestanta Malagasy Eleazara niteraka an’i Finehasa; ary Finehasa niteraka an’i Abisoa; La Bible en Malgache I Eleazara no niteraka an’i Finehasa; i Finehasa no niteraka an’i Abisoa; |