Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 5:30 - DIEM PROTESTANTA

30 I Elehazara no ray niteraka an’i Pinehasa; i Pinehasa, ray niteraka an’i Abisoa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 I Eleazara no niteraka an’i Finehasa; i Finehasa no niteraka an’i Abisoa;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 I Elehazara no ray niteraka an’i Pinehasa; i Pinehasa, ray niteraka an’i Abisoa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 I Eleazara niteraka an’i Finea, i Finea niteraka an’i Abisoe,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Eleazara niteraka an’i Finehasa; ary Finehasa niteraka an’i Abisoa;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 I Eleazara no niteraka an’i Finehasa; i Finehasa no niteraka an’i Abisoa;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 5:30
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra