Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 4:26 - Baiboly Katolika

Zanaka lahin’i Masmà: i Hamoela zanany, i Zakora zanany, i Semeì zanany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny zanakalahin’i Misma dia i Hamoela, ary i Zakora no zanakalahin’i Hamoela, i Simey no zanakalahin’i Zakora.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ny zanakalahin’i Mismà dia i Hamoela sy i Jakora ary i Simehỳ.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny zanakalahin’i Mismà dia i Hamoela sy i Jakora ary i Simehỳ.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny zanakalahin’i Misma dia Hamoela, ary Zakora no zanakalahin’i Hamoela, Simey no zanakalahin’i Zakora.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary ny zanakalahin'i Misma dia Hamoela, ary Zakora no zanakalahin'i Hamoela, Simey no zanakalahin'i Zakora.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny zanakalahin’i Misma dia i Hamoela, ary i Zakora no zanakalahin’i Hamoela, i Simey no zanakalahin’i Zakora.

Jereo ny toko



1Tantara 4:26
2 Rohy Ifampitohizana  

i Mapsama zanany, i Masmà zanany.


I Semeì nanan-janaka 16 lahy sy enim-bavy, tsy nanan-janaka maro ny rahalahiny, ary tsy nitombo toy ny zanak’i Jodà ny fianakaviany rehetra.