Zanaka lahin’i Afaima: I Jesì. Zanaka lahin’i Jesì: i Sesàna. Zanaka lahin’i Sesàna: i Oholaia.
1Tantara 4:20 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Simôna: i Amnôna, i Rinà, i Ben-Hanàna ary i Tilôna. Zanaka lahin’i Jesì: i Zôheta sy i Ben-Zôheta. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Simona dia i Amnona, i Rina, i Beny-Hanana ary i Tilona. Ny zanakalahin’i Jisy dia i Zoheta sy i Beny-Zoheta. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Simôna dia i Amnôna sy i Rinà ary i Bena-Hanàna sy i Tilôna. Taranak’i Jisehỳ: i Zôheta sy ilay zanakalahin’i Zôheta. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Simôna dia i Amnôna sy i Rinà ary i Bena-Hanàna sy i Tilôna. Taranak’i Jisehỳ: i Zôheta sy ilay zanakalahin’i Zôheta. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Simona dia Amnona sy Rina sy Ben-hanana ary Tilona. Ary ny zanakalahin’i Jisy dia Zoheta sy Ben-zoheta. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Simona dia Amnona sy Rina sy Ben-hanana ary Tilona. Ary ny zanakalahin'i Jisy dia Zoheta sy Ben-zoheta. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Simona dia i Amnona, i Rina, i Beny-Hanana ary i Tilona. Ny zanakalahin’i Jisy dia i Zoheta sy i Beny-Zoheta. |
Zanaka lahin’i Afaima: I Jesì. Zanaka lahin’i Jesì: i Sesàna. Zanaka lahin’i Sesàna: i Oholaia.
Zanaka lahin’ny vadin’i Odaià, anabavin’i Nahama: ny rain’i Keilà, ilay Garmiànina, sy ny rain’i Estamao ilay Makatianina.
Zanaka lahin’i Selà, zanak’i Jodà: I Hera rain’i Lekà; i Laadà rain’i Maresà sy ny fianakaviana amin’ny fokon’ny mpanao biso sy amin’ny fokon’i Askebea,