Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 4:19 - Baiboly Katolika

19 Zanaka lahin’ny vadin’i Odaià, anabavin’i Nahama: ny rain’i Keilà, ilay Garmiànina, sy ny rain’i Estamao ilay Makatianina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ny zanakalahin’i Hodia vadiny, izay anabavin’i Nahama, dia ny rain’ny an’i Keila garmita sy i Estemoa makatita.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 Ny anabavin’i Nahama no vadin’i Hôdià; ireo zanakalahin-dravehivavy dia ilay mpanorina ny tanàna Kehilà izay an’ny Garmita sy ilay mpanorina ny tanàna Estemôa izay an’ny Mahekatîta.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Ny anabavin’i Nahama no vadin’i Hôdià; ireo zanakalahin-dravehivavy dia ilay mpanorina ny tanàna Kehilà izay an’ny Garmita sy ilay mpanorina ny tanàna Estemôa izay an’ny Mahekatîta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary ny zanakalahin’i Hodia vadiny, izay anabavin’i Nahama, dia ny razamben’ny an’i Keila Garmita sy Estemoa Makatita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary ny zanakalahin'i Hodia vadiny, izay anabavin'i Nahama, dia ny razamben'ny an'i Keila Garmita sy Estemoa Makatita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Ny zanakalahin’i Hodia vadiny, izay anabavin’i Nahama, dia ny rain’ny an’i Keila garmita sy i Estemoa makatita.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 4:19
6 Rohy Ifampitohizana  

Ilay vehivavy Jody vadiny anankiray, niteraka an’i Jareda, rain’i Gedôra, sy i Hebera rain’i Sôkô, ary i Ikotiela rain’i Zanôe. Ireo no zanaka lahin’i Betià zanaka vavin’i Faraôna, nalain’i Mereda ho vady.


Zanaka lahin’i Simôna: i Amnôna, i Rinà, i Ben-Hanàna ary i Tilôna. Zanaka lahin’i Jesì: i Zôheta sy i Ben-Zôheta.


Ary ny Levita: Josoe zanak’i Azaniasa, Benay, isan-janak’i Henadada,


Zakora, Serebiasa, Sabaniasa,


i Keilà, i Aleziba, ary i Maresà, tanàna sivy ary ny zana-bohiny,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra