Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 24:7 - Baiboly Katolika

Azon’i Joiariba ny loka voalohany, an’i Jedeià ny faharoa,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny antsapaka voalohany dia azon’i Joariba, ny faharoa dia an’i Jedaia,

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ny antsapaka voalohany dia azon’i Jôiariba; ny faharoa, azon’i Jedahià;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny antsapaka voalohany dia azon’i Jôiariba; ny faharoa, azon’i Jedahià;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ny loka voalohany dia azon’i Joariba, ny faharoa an’i Jedaia,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ny loka voalohany dia azon'i Joariba, ny faharoa an'i Jedaia,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny antsapaka voalohany dia azon’i Joariba, ny faharoa dia an’i Jedaia,

Jereo ny toko



1Tantara 24:7
7 Rohy Ifampitohizana  

I Semeiàsa zanak’i Natanaely mpanoratra, anankiray tamin’ny Levita, no nandatsaka an-tsoratra azy ireo, teo anatrehan’ny mpanjaka sy ny filohany, teo anatrehan’i Sadôka mpisorona, sy i Akimeleka zanak’i Abiatara, ary teo anatrehan’ny loham-pianakavian’ny mpisorona sy ny Levita; amin’ny filokana maka fianakaviana iray avy amin’i Eleazara, dia iray avy amin’i Itamara.


an’i Harima ny fahatelo, an’i Seôrima ny fahefatra,


Ny tamin’ny mpisorona: i Jedaià, i Joiariba, i Jakima,


Mpisorona: 973 ny taranak’i Isaiasa tamin’ny fianakavian’i Josoe;


Avy amin’ny mpisorona: i Idaiasa zanak’i Joiariba,


i Matanay avy amin’i Joiariba, i Ajỳ avy amin’i Jodaiasa,


Mpisorona: 973 ny taranak’i Idaiasa, avy amin’ny fianakavian’i Jôsoe;