Fa nisy mosary teo amin’ny tany ka nidina nitoetra any Ejipta i Abrama, fa lehibe ny mosary teo amin’ny tany.
1Tantara 16:20 - Baiboly Katolika nivezivezy nifindra firenena izy ireo, avy amin’ny fanjakana iray ho amin’ny vahoaka hafa, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 nifindrafindra tany amin’ny firenena sy nifindrafindra fanjakana tany amin’ny firenen-kafa; DIEM PROTESTANTA nivezivezy nitety firenena ianareo ka niala tamin’ny fanjakana iray hankany amin’ny vahoaka hafa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara nivezivezy nitety firenena ianareo ka niala tamin’ny fanjakana iray hankany amin’ny vahoaka hafa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nifindrafindra tany amin’ny firenena, Sy nifindrafindra fanjakana ho amin’ny firenen-kafa, Malagasy Bible Ary nifindrafindra tany amin'ny firenena, sy nifindrafindra fanjakana ho amin'ny firenen-kafa, La Bible en Malgache nifindrafindra tany amin’ny firenena sy nifindrafindra fanjakana tany amin’ny firenen-kafa; |
Fa nisy mosary teo amin’ny tany ka nidina nitoetra any Ejipta i Abrama, fa lehibe ny mosary teo amin’ny tany.
Nifindra niala teo i Abrahama, dia nankany amin’ny faritany atsimo, ka nonina teo anelanelan’i Kadesa sy i Sora, ary nitoetra kelikely tao Jerara izy.
Dia hoy Andriamanitra: «Izaho no Andriamanitra mahery, dia ny Andriamanitry ny rainao. Aza matahotra ny hidina any Ejipta, fa hataoko tonga firenena lehibe ianao any.»
Nentiny koa ny biby fiompiny sy ny fananany noharîny tany amin’ny tany Kanaana. Dia nankany Ejipta i Jakôba mbamin’ny fianakaviany rehetra.